Epistily fahatelo nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-7:
 
=== Ny mpanoratra ===
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny Fiangonana dia manao ny epistily telo mitondra ny anaran'i Joany (na Jaona) ho nosoratan'i [[Joany evanjelista|Joany Evanjelista]]. Ankehitriny anefa dia maro ny ady hevitra ny amin'ny fahamarinan'izany lovantsofina izany. Misy ny manampahaizana izay milaza fa ny [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|Epistily faharoa]] sy ny Epistily fahatelo amin'ny anaran'i Joany dia soratr'olona izay mety ho ilay "Loholona"<ref><small>Voambolana: "loholona" ny ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].</small></ref> (na "Antidahy"<ref><small>Voambolana: "Antidahy" ny ao amin'ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]].</small></ref>), atao hoe Joany (na Jaona) koa, resahina ao amin'ny Epistily faharoa (2Joa. 1.1) sy ao amin'ny Epistily fahatelo (3Joa. 1.1). Ny ankamaroan'ny mpikaroka dia mihevitra fa ilay [[Joany LoholonaAntidahy]] no nanoratra ireo epistily telo ireo sy ny [[Evanjelin'i Joany]].
 
=== Ny anoratana ===