Epistily voalohany nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanamarihana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-7:
 
=== Ny mpanoratra ===
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny Fiangonana dia manao ny epistily telo mitondra ny anaran'i [[Joany]] ho nosoratan'i [[Joany evanjelista|Joany Evanjelista]]. Ankehitriny anefa dia maro ny ady hevitra ny amin'ny fahamarinan'izany lovantsofina izany. Amin'ireo soratra kanonika amin'ny anaran'i Joany dia misy ny mpanampahaizana milaza fa ny [[Evanjelin'i Joany]] sy ny Epistily voalohan'i Joany dia soratr'i Joany Evanjelista. Ny mpanampahaizanamanampahaizana hafa koa dia mihevitra fa soratr'olon-tokana ireo, izay mety ho ilay Joany (na Jaona) mitonon-tena hoe "Loholona"<ref><small>Voambolana: "loholona" na "presbytera", hoy ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].</small></ref> (na "Antidahy"<ref><small>Voambolana: "Antidahy", hoy ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]].</small></ref> (jereo: [[Joany Antidahy]]) resahina ao amin'ny [[Epistily faharoan'i Joany|Epistily faharoa]] (2Joa. 1.1) sy ao amin'ny [[Epistily fahatelon'i Joany|Epistily fahatelo]] (3Joa. 1.1), fa tsy i Joany Evanjelista. Ny ankamaroan'ny mpikaroka anefa dia mihevitra fa ilay Joany Loholona na Antidahy no nanoratra ny epistily telo sy ny evanjely amin'ny anaran'i Joany.
 
=== Ny nanoratana ===