Astana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Ds02006 (dinika | fandraisan'anjara)
k Nursultan Nazarbayev
Andalana faha-6:
}}
 
'''Astana''' (amin’ny [[fiteny kazàka]] ary amin’ny [[fiteny rosy]] :  Астана) dia renivohitr’i [[Kazakstàna]] manomboka ny 10 Desambra 1997. Ny anarana «Astana» ankehitriny dia nampiasaina nanomboka ny taona 1992, talohan’izany izy dia fantatra tamin’ny anarany Tselinograd (tamin’ny 1961 hatramin’ny 1992) ary Akmolinsk (hatramin’ny taona 1961). I [[NoursoultanNursultan NazarbaievNazarbayev]] no nifidy ilay tanàna ho renivohitr’i Kazakstàna tamin’ny 1994, ary tena lasa renivohi-pirenena tokoa ilay firenena telo taona taoriana. Ny isam-ponin’ilay tanàna dia 708 000 tapitrisa mponina tamin’ny 2010, izany hoe tanàna faharoa lehibe indrindra ao Kazakstàna aorian’i [[Almaty]].
 
== Anarana ==