Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''Baiboly katolika amin'ny teny malagasy''' dia fandikana ny [[Baiboly]] ampiasain'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apôstôlika Romana]] eto Madagasikara. Efa misy fanitsiana natao tioio Baiboly io ka misy ny Baiboly amin'ny dikan-teny tranainy izay ahitana ny anaran'Andriamanitra hoe ''Iahve'' sy ilay Baiboly tsy ahitana an'io anarana io. Ny anaran'ny Baiboly katolika dia '''''Ny''''' '''''Baiboly Masina'''''. Tamin'ny taona 1938 no nahavitana printy voalohany ny Baiboly katolika voalohany amin'ny teny malagasy nefa amin'izao dia ampiasaina ilay vita tamin'ny taona 2011.
 
== Ny lisitry ny boky ==