Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-25:
 
==== Ny Adventista sy ny Evanjelika ====
Mampiasa ny Baiboly protestanta ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara|Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], ny [[Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara]], ny [[Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)|Fiangonana Pentekotista Mitambatra]], ny Assemblée de Dieu (Fiangonan'Andriamanitra) sy ny [[Pentekotisma|fiangonana pentekotista]] sy [[Evanjelisma|evanjelika]] (na ara-Pilazantsara) maro samihafa miparitaka eto Madagasikara, raha mbola tsy manana dikan-tenin'ny Baiboly azy manokana.
 
Ny Baiboly protestanta no nampiasain'ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Vavolombelon'i Jehovah]] eto Madagasikara talohan'ny namoahany ny [[Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao|dikan-teniny]] manokana.