Lahatsoratra Masôretika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Mari-piatoana
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-5:
 
== Fanisiana mari-janapeo sy mari-tsindrimpeo ==
Voasoratra amin'ny [[abidy hebreo]] izay tsy ahitana afa-tsy renisoratra ny Baiboly hebreo tany ampiandohany. Ny fametrahana ny marika maneho [[zanapeo]] (atao hoe ''nikkud'') sy maneho tsindrimpeo dia mety ho natao tamin'ny Andro Antenantenany, na dia mihevitra aza i Johannes Buxtorf tamin'ny taonjato faha-17 sy ny maro hafa fa efa hatramin'ny andron'i [[Ezra]] (na Esdrasa) no nanaovana izany. Ny fomba fametrahana ireo marika ireo, izay nataon'ny Jiosy tany Babilona (izay atao hoe "lamina babiloniana") dia voasolon'ny an'ny Jiosy tany Palestina (izay atao hoe "lamina tiberiana") izay niforona tamin'ny taonjato faha-9 na faha-10 taor. J.K. Ny Kodeksan'i Alep, izay angamba dika mitovy voalohany fenon'ny lahatsoratra masoretika, dia voasoratra tamin'ny taonjato faha-10 taor. J.K.