Lahatsoratra Masôretika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''lahatsoratra masoretika''' na '''soratra masoretika''' dia ny lahatsoratry ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] nampitain'ireo [[Masorah]], vokatry ny asan'ireo manam-pahaizana jiosy atao hoe [[Masoreta]] tamin'ny [[Andro Taloha]] sy tamin'ny [[Andro Antenantenany]]. Mety tao amin'ny lahatsoratra atao hoe "proto-masoretika" voasoratra tamin'ny faran'ny taonjato voalohany tal. J.K. Tamin'ny fanombohan'ny vanim-potoana kristiana dia noraisina hatao fototra hiaingana amin'ny fandikan-tenin'ny Baiboly maro ny lahatsoratra masoretika, ka isan'izany ny ''[[Peshitta]]''.
 
== Fampitahana amin'ireo lahatsoratra hafa ==