Epistily fahatelo nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipalina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-3:
== Ny anaran'ny boky ==
''Τρίτη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Tritê Epistolê Iôannê'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula III Ioannis'' kosa amin'ny teny latina.
 
== Fanoratana ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny Fiangonana dia manao ny epistily telo mitondra ny anaran'i Joany (na Jaona) ho nosoratan'i [[Joany evanjelista|Joany Evanjelista]]. Ankehitriny anefa dia maro ny ady hevitra ny amin'ny fahamarinan'izany lovantsofina izany. Misy ny manampahaizana izay milaza fa ny [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|Epistily faharoa]] sy ny Epistily fahatelo amin'ny anaran'i Joany dia soratr'olona izay mety ho ilay "Loholona"<ref><small>Voambolana: "loholona" ny ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].</small></ref> (na "Antidahy"<ref><small>Voambolana: "Antidahy" ny ao amin'ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]].</small></ref>), atao hoe Joany (na Jaona) koa, resahina ao amin'ny Epistily faharoa (2Joa. 1.1) sy ao amin'ny Epistily fahatelo (3Joa. 1.1). Ny ankamaroan'ny mpikaroka dia mihevitra fa ilay Joany Loholona no nanoratra ireo epistily telo ireo sy ny [[Evanjelin'i Joany]].
 
== Jereo koa ==
Ligne 18 ⟶ 23 :
* [[Epistily nosoratan'i Joda]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[Sokajy:Epistily katolika]]