Epistily voalohany nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanamarihana
Andalana faha-7:
 
=== Ny mpanoratra ===
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny Fiangonana dia manao ny epistily telo mitondra ny anaran'i Joany ho nosoratan'i [[Joany evanjelista|Joany Evanjelista]]. Ankehitriny anefa dia maro ny ady hevitra ny amin'ny fahamarinan'izany lovantsofina izany. Amin'ireo soratra kanonika amin'ny anaran'i Joany dia misy ny mpanampahaizana milaza fa ny Evanjelin'i Joany sy ny Epistily voalohan'i Joany dia soratr'i Joany Evanjelista. Ny mpanampahaizana hafa koa dia mihevitra fa soratr'olon-tokana ireo, izay mety ho ilay Joany (na Jaona) mitonon-tena hoe "Loholona"<ref><small>Voambolana: "loholona" na "presbytera", hoy ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].</small></ref> (na "Antidahy"<ref><small>Voambolana: "Antidahy", hoy ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]].</small></ref>) resahina ao amin'ny Epistily faharoa (2Joa. 1.1) sy ao amin'ny Epistily fahatelo (3Joa. 1.1), fa tsy i Joany Evanjelista. Ny ankamaroan'ny mpikaroka anefa dia mihevitra fa ilay Joany Loholona na Antidahy no nanoratra ny epistily telo sy ny evanjely amin'ny anaran'i Joany.
 
=== Ny nanoratana ===