Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-13:
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]'ny Fiangonana dia manao an'i [[Jakoba Zandriny]] ho nanoratra ity epistily ity. Amin'ny mpanaraka ny lovantsofina dia tsy manalasala ny fiaviana jiosin'ny mpanoratra: ataony hoe "[[sinagoga]]" ny fiangonana, sady ampahatsiahiviny sady ataony ohatra i [[Joba]] sy i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]] ary i [[Rahaba]], ampiasainy matetika ny soratry ny [[Testamenta Taloha]]. Ny ankamaroan'ny manampahaizana ankehitriny dia miady hevitra ny amin'ny fahamarinan'izany lovantsofina izany. Ny sasany amin'ny mpikaroka dia mihevitra fa Grika kristiana mahalala ny [[epistilin'i Paoly]] sy ny [[epistilin'i Petera]] no nanoratra io taratasy io.
 
Ny Epistilin'i Jakoba no voalohany amin'ireo [[epistily katolika]] izay tsy nosoratatanosoratana ho an'ny fiangonana na olona voantondro manokana fa ho an'ny Fiangonana iray manontolo, indrindra ny Jiosy niova finoana ho Kristiana. Miantefa amin'ny "foko roa ambin'ny folon'ny vahoakan'Andriamanitra any am-pielezana" ny taratasy, dia "foko" izayentiny ilazanyilazana ny Kristiana, izay azo ampitahaina amin'ny vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny Fanekem-pihavanana taloha nahitana ny [[fokon'i Israely]] roa ambin'ny folo.
 
=== Fotoana nanoratana ===