Jakôba zanak' i Alfeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Jakoba zanak'i Alfeo|'''Jakoba''' '''zanak'i''' '''Alfeo''']] na [[Jakoba zanak'i Alfeo|'''Jakoba''' '''Zandriny''']] dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[Jesosy|Jesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Jiosy avy any Galilia[[Galilea (faritra)|Galilea]] izy. In'efatraInefatra mitranga ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ny anarany.
 
== Ny anarany ==
Atao hoe ''Iάκωβος ὁ τοῦ Ἁλφαίου'' / ''Iakôbos o toû Alphaiou'' izy amin'ny teny grika. Tsy afangaro amin'i [[Jakoba zanak'i Zebedio]] i Jakoba zanak'i Alfeo. Atao hoe koa ''Jakoba Zandriny'' (na ''Jakoba Kely'') izy. Ny hoe ''Alfeo'' na ''Alphaios'' (grika) dia avy amin'ny anarana arameana hoe ''Alpai''. יעקב בן חלפי / ''Ya'akov ben Halfay'' ny fiantsoana azy amin'ny teny hebreo. Ny hoe ''Jakoba Zandriny'' na ''Jakoba Kely'' dia fandikana ny teny grika hoe ''Ἰάκωβος ὁ μίκρος / Iakōbos ho mikros'' (Marka 15.40). Marihina fa iandian-kevitra ny maha nanoratra [[Epistilin'i Jakoba|epistily]] an'i Jakoba zanak'i Alfeo.
 
== Jereo koa: ==