Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Ny anaran'ny boky ==
''Επιστολή Ιακώβου'' / ''Epistolê Iakôbou'' no anaran'io epistily io amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa ''Epistula Iacobi'' kosa amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]].
 
== Zava-misy manodidina sy famintinana ==
Ny mparoratra ity taratasy ity dia milaza ny tenany ho i "Jakoba, mpanompon'Andriamanitra sy ny Tompo Jesosy Kristy". Amin'ny ankapobeny dia heverina ho ilay "rahalahin'i Jesosy" (araka ny Matio 13.55) izy io, izay nanana ny anjara toerany manokana tao amin'ny fiangonan'i Jerosalema (Galatiana 2.9; Asan'ny Apostoly 15.13-21), izay nanokanana azy amin'ny fanambaràna ny Teny tamin'ny Jiosy. Tsy manalasala ny fiaviana jiosin'ny mpanoratra: ataony hoe "sinagoga" ny fiangonana, sady ampahatsiahiviny sady ataony ohatra i [[Joba]] sy i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]] ary i Rahaba, ampiasainy matetika ny soratry ny [[Testamenta Taloha]]. Miantefa amin'ny "folo roa ambin'ny folon'ny vahoakan'Andriamanitra any am-pielezana" ny taratasy, dia "foko" izay ilazany ny Kristiana, izay azo ampitahaina amin'ny vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny Fanekem-pihavanana taloha izay nahitana ny fokon'i Israely roa ambin'ny folo.
 
Tsy manalasala ny fiaviana jiosin'ny mpanoratra: ataony hoe "sinagoga" ny fiangonana, sady ampahatsiahiviny sady ataony ohatra i [[Joba]] sy i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]] ary i Rahaba, ampiasainy matetika ny soratry ny [[Testamenta Taloha]].
 
Miantefa amin'ny "folo roa ambin'ny folon'ny vahoakan'Andriamanitra any am-pielezana" ny taratasy, dia "foko" izay ilazany ny Kristiana, izay azo ampitahaina amin'ny vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny Fanekem-pihavanana taloha izay nahitana ny fokon'i Israely roa ambin'ny folo.
 
Mitovitovy amin'ny fomba fanoratra ao amin'ny [[Bokin'ny Ohabolana]] ny Epistilin'i Jakoba.