Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-7:
 
== Fizaràn'ny Testamenta Vaovao ==
Misokajy efatra ny boky ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia ireo [[Filazantsara]] (atao hoe koa Vaovao mahafalyMahafaly na Evanjely), ny ''[[Asan'ny Apostoly]]'', ireo [[Epistily]] ary ny ''[[Apokalipsy]]''. Nisy ireo olona nanoratra testamenta izay tsy noraisina ho [[kanona]]. Ireo no atao hoe [[testamenta apokrifa]].
 
=== Filazantsara, Evanjely na Vaovao mahafalyMahafaly ===
(Raha hijery ny antsipiriany misimisy kokoa dia jereo ny pejy hoe [[Filazantsara|''Filazantsara'']])
 
Misy efatra ny [[Filazantsara]] na Evanjely na Vaovao mahafalyMahafaly, dia ireto avy:
 
* [[Filazantsara araka an'i Matio]]
* [[Filazantsara araka an'i Marka]]
* [[Filazantsara araka an'i Lioka]]
* [[Filazantsara araka an'i Jaona]].
Atao hoe [[Filazantsara synoptika|Filazantsara mitovy fijery]] (na synoptikasinoptika) ireo Filazantsara telo voalohany satria mitovitovy sy mifameno ny zavatra lazainy. Matetika ny teny hoe ''Filazantsara'' na ''Vaovao Mahafaly'' dia entina hanondroana ny Testamenta Vaovao manontolo.
 
Marihina fa ny anaran'ny boky ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] ireo naseho eo ambony ireo. Ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]] dia mampiasa ny hoe ''Vaovao Mahafaly'' ho solon'ny hoe ''Filazantsara'' ary ny anaran-tsamirery ao amin'ny anaran'ny boky dia ialohavan'ny hoe ''Masindahy'' izay hafohezina amin'ny hoe ''Md''. Ireto ny anaran'ny boky ao amin'ny Baiboly katolika: ny ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Masindahy Matio,'' ny ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Masindahy Marka,'' ny ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Masindahy Lioka'' ary ny ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Masindahy Joany''.
 
Maro ireo nanoratra filazantsara izay tsy voaray ho ao amin'ny Baiboly kristiana. Ireo no atao hoe [[filazantsara apokrifa]] na evanjely apokrifa.
Ligne 25 ⟶ 26 :
=== Ny Asan'ny Apostoly ===
Ny [[Asan'ny Apostoly|''Asan'ny Apostoly'']] (na ''Asan'ny Apôstôly'') dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Maro koa ireo nanoratra boky atao hoe ''Asa'' nefa io iray io ihany no noraisina ho [[Kanona|kanonika]]. Ireo no atao hoe [[Asa apokrifa]].
=== IreoNy Epistily ===
(Raha hijery ny antsipiriany misimisy kokoa dia jereo ny pejy hoe [[Epistily|''Epistily'']])
 
Misy 21 ny isan'ny [[epistily]] izay azo sokajina roa dia ireo nosoratan'i [[Apostoly Paoly|Paoly]] sy ireo nosoratan'ny Apostoly hafa, izay atao hoe [[Epistily katolika]].
 
==== Epistily nosoratan'i Paoly ====
Ligne 61 ⟶ 62 :
 
=== Ny Apokalipsin'i Joany ===
Ny ''[[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsin'i Joany]]'' izay tsorina amin'ny hoe ''Apokalypsy na Apokalipsa'', dia boky farany ao amin'ny Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly kristiana. Ampiana ny anaran'i JoanhyJoany (na Jaona) ny anaran'io boky io satria maro ny nanoratra apokalypsy izay tsy voaray ho isan'ny Baiboly. Atao hoe [[apokalypsy apokrifa|apokalipsy apokrifa]] izy ireo.
 
== Jereo koa ==