Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fizaràna
Andalana faha-27:
Azo zaraina telo ny epistily:
 
*- ArovanNy Vaovao Mahafaly torin'i Paoly ny fahefana maha apostoly azy (1.1 - 2.)
 
*- Tsy araka ny Lalànafomban'olombelona fa nyizany FinoanaVaovao noMahafaly mahavonjyizany (3.1 - 4.)
 
- Fanatanterahana ny fahalalahana omen'ny Vaovao Mahafaly marina (5 - 6)
* Tokony hiaina araka ny Fanahin'Andriamanitra (5.1 - 6.)
 
=== Ny Vaovao Mahafaly torin'i Paoly (1- 2.) ===
 
* Teny fiarahabana (1.1-5)
* Ozona ho an'izay mitory vaovao mahafaly hafa (1.6-10)
* Tsy avy tamin'olombelona ny Vaovao Mahafaly marina (1.11-12)
* Iraky ny Vaovao Mahafaly i Paoly (1.13-24)
* Apostolin'ny Jentilisa i Paoly (2.1-10)
* Miaro ny Vaovao Mahafaly marina i Paoly (2.11-21)
 
=== Tsy araka ny fomban'olombelona izany Vaovao Mahafaly izany (3 - 4.) ===
 
* Ny vokatry ny finoana (3.1-5)
* Ny finoan'i Abrahama (3.6-14)
* Ny fanarahana ny finoan'i Abrahama (3.15-29)
* Ny navotana no afaka ho mpandova (4. 1-7)
* Tombontsoa avy amin'ny fandraisana ny finoana (4.8-20)
* Taranak'i Saraha sy taranak'i Hagara (4.21-31)
 
=== Fanatanterahana ny fahalalahana omen'ny Vaovao Mahafaly marina (5 - 6) ===
 
* Fahafahana ho amin'ny fitiavana (5.1-6)
* Ny amin'ny aim-panahy (5.7-12)
* Fahafahana ho amin'ny fitiavana (5.13-15)
* Ny asan'ny nofo mifanohitra amin'ny vokatry ny fanahy (5.16-26)
* Ny tokony hifampitondrana izay mavesatra (6.1-5)
* Samy hijinja izay nafafiny (6.6-10)
* Teny famaranana (6.11-18)
 
== Jereo koa ==