Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[Epistily ho an'ny Galatiana|'''Epistily''' '''ho''' '''an'ny''' '''Galatiana''']] na [[Epistily ho an'ny Galatiana|'''Taratasin'i''' '''Masindahy''' '''Paoly''' '''ho''' '''an'ny''' '''Galatianina''']] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly [[Paoly (apostoly)|Paoly]] ho an'ny fiangonana kristiana tany [[Galatia]] izany. Teo anelanelan'ny taona 50 sy 60 no nanoratana azy.
 
Vao eny am-piandohanan'ny taratasy i Paoly dia manambara ny tenany ho [[apostoly]] marina ary ny fampianarany dia fampianarana marina (Gal. 1.1-10). Nisy mantsy ireo izay nilaza fa apostoly sandoka manao fampianarana tsy izy i Paoly. Ny asa famitana iraka ataon'i Paoly dia avy amin'i Kristy sady nahazo fankatoavana avy amin'ireo Apostoly ao Jerosalema izy (Gal. 1.18 - 12.10). Nanitsy an'i [[Petera]] i Paoly raha nitsahatra tamin'ny fiaraha-misakafo tamin'ny Kristiana [[jentilisa]] izay tsy nanaraka ny [[Lalàn'i Mosesy]] (Gal. 2.1-18). Ny [[finoana irery ihany]], hoy i Paoly, no mahavonjy, hatramin'ny andron'i [[Abrahama]] izany tamin'ny nahazoany fampanantenana avy amin'Andriamanitra. MijiroMijoro ho vavolombelona i Paoly fa velon'ny finoany an'i [[Jesosy|Kristy]] (Gal. 2.19-20).
 
Ity taratasy ity dia miresakamomba ny iray amin'ireo loza mananontanona ny Fiangonana amin'ny fotoana rehetra, dia tsy inona izany fa ny fianteherana amin'ny Lalàna. Mamaritra ny tena fahafahana kristiana io taratasy io, dia ny fahafahan'ny zanak'Andriamanitra.
 
== Ny anaran'ny boky ==
Ligne 6 ⟶ 10 :
Ny Protestanta malagasy sy ny ankamaroan'ny Kristiana malagasy tsy katolika dia manao hoe ''Epistily ho an'ny Galatiana'' (hafohezina amin'y hoe ''Galatiana'') fa ny Katolika malagasy kosa manao azy hoe ''Epistolà'' na ''Taratasin'i Masindahy Paoly'' ''ho an'ny Galatianina'' (hafohezina amin'ny hoe ''Galatianina'').
 
== Toerana sy fotoana nanoratana ==
== Famintinana ==
Ny Epistily ho an'ny Galatiana dia epistily nosoratan'i Poly ho an'ireo fiangonana naoriny tamin'ny iray apmin'ireo diam-pamitana iraka (misiona) tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly. Amin'ny mpikaroka sasany dia tao amin'ny faritra afovoan'i [[Azia Minora]] (ao [[Torkia]] ankehitriny) izay novakivakin'i Paoly tamin'ny diany faharoa sy fahatelo<ref><small>Jereo: Asan'ny Apostoly 16.6; 18.3</small></ref> ireo fiangonana ireo. Ny mpandinika hafa indray dia milaza fa tao amin'ny faritany romanan'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ao atsimon'i Azia Minora izay nandalovan'i Paoly tamin'ny diany voalohany<ref><small>Jereo: Asan'ny Apostoly toko faha-13 sy faha-14.</small></ref> ireo fiangonana ireo. Ity taratasy ity dia mety ho ny taratasy voalohany indrindra nosoratan'i Paoly. Mety tamin'ny taona 49 taor. J.K. no nanoratany azy, taloha kelin'ny [[Konsily tao Jerosalema|fivoriana (konsily) natao tao Jerosalema]]<ref><small>Jereo: Asan'ny Apostoly toko faha-15.</small></ref>. Maro koa ny milaza fa teo anelanelan'ny taona 50 sy 60 no naoratana azy.
Vao eny am-piandohanan'ny taratasy i Paoly dia manambara ny tenany ho [[apostoly]] marina ary ny fampianarany dia fampianarana marina (Gal. 1.1-10). Nisy mantsy ireo izay nilaza fa apostoly sandoka manao fampianarana tsy izy i Paoly. Ny asa famitana iraka ataon'i Paoly dia avy amin'i Kristy sady nahazo fankatoavana avy amin'ireo Apostoly ao Jerosalema izy (Gal. 1.18 - 12.10). Nanitsy an'i [[Petera]] i Paoly raha nitsahatra tamin'ny fiaraha-misakafo tamin'ny Kristiana [[jentilisa]] izay tsy nanaraka ny [[Lalàn'i Mosesy]] (Gal. 2.1-18). Ny [[finoana irery ihany]], hoy i Paoly, no mahavonjy, hatramin'ny andron'i [[Abrahama]] izany tamin'ny nahazoany fampanantenana avy amin'Andriamanitra. Mijiro vavolombelona i Paoly fa velon'ny finoany an'i [[Jesosy|Kristy]] (Gal. 2.19-20).
 
== Zava-misy manodidina sy famintinana ==
Ireo fiangonana tao Galatia ireo dia novangian'ny mpitoriteny jiosy taorian'ny fandaozan'i Paoly an'i Galatia. Ireo mpitoriteny jiosy ireo dia nanaratsy ny filazan'i Paoly ny tenany ho [[apostoly]] sady nanamafy ny tokony hanajana ny [[Lalàn'i Mosesy]] (na Lalàn'i Môizy) sy ny firavoravoana jiosy ary ny famorana.
 
Novalian'i Paoly tamin'ny voalohany ny filazana azy ho tsy tena apostoly izay niteraka ahiahy ny amin'ny lanjan'ny Filazantsara izay toriny. Nambarany fa azony tamin'ny alalan'ny fanambaràna mivantana avy amin'i Kristy nitsangana tamin'ny maty ny Vaovao Mahafaly toriny (Gal. 1). Avy eo nanohana azy ny apostoly hafa (Gal. 2.1-10). Narovany koa aza ny tena Filazantsara marina teo imason'i [[Petera]] tao [[Antiokia]] (Gal. 2.11-21).
 
Manaraka izany dia namaly ireo izay te hanery ny Kristiana jentilisa hanatanteraka ny fomba jiosy i Paoly (Gal. 3.1 -- 4.12). Nolazainy fa marina amin'ny finoana ny Kristiana, araka ny fampanantenana nataon'Andriamanitra tamin'i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]] (Gal. 3.1-4).
 
Nampahatsiahiviny avy eo ny anjara asan'ny Lalàna, izay mitondra mankeo amin'i Kristy, ka nampitahainy amin'ny anjara asan'ny finoana (Gal. 3.15-29). Amin'i Paoly dia manova sata ny Kristiana ny finoana an'i Jesosy Kristy, ka tsy andevo intsony ny Kristiana fa tonga zanaka (Gal. 4.1-11).
 
Mamporisika ny Kristiana galatiana i Paoly dia mba hitoetra amin'ny fahafahana nomen'i Kristy azy ireo tamin'ny fisarahana amin'ny fahavalon'izy ireo (Gal. 4.12-5.12), avy eo dia nilazalaza ny amin'ny hoe fiainana vokatry ny [[Fanahy Masina]] i Paoly (Gal. 5.13--6.10).
 
== Fizaràn'ny boky: ==
Ligne 45 ⟶ 60 :
* [[Apokalipsin'i Joany|Apokalipsy]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[Sokajy:Epistilin'i Paoly]]