Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanovana
Andalana faha-1:
'''Pentateoka''', '''Boky dimin'i Mosesy''' na '''Boky dimin'i Moizy''' no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], izany hoe ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo [[Boky ara-tantara (Baiboly)|Boky ara-tantara]] sy ireo [[Bokim-pahendrena (Baiboly)|Bokim-pahendrena]] ary ireo [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny Mpaminany]]. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany. Ny Pentateoka no ataon'ny Jiosy amin'ny teny hebreo hoe [[Torah]] ("lalàna").
 
== Fiforonan-teny ==