Pôliteisma: Fahasamihafan'ny versiona
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Rohy) Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Hanova araka ny hitan'ny maso |
Aucun résumé des modifications Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Hanova araka ny hitan'ny maso |
||
== Endrika isehoan'ny politeisma ==
Isan-karazany ny fivavahana amin'andriamanitra maro satria ny lamina tsirairay dia samy manana ny mampiavaka azy ary mety hahitana zana-damina izay mamaritra ny fifandraisan'ireo andriamanitra ao aminy. Ny fivavahana sasany, izay efa tsy misy mpanaraka intsony, dia matetika tsy fantatra raha tsy amin'ny alalan'ireo
Ao amin'ny lamina politeista dia misy fizaràna seha-pahefana ho an'ny andriamanitra tsirairay.
Amin'ny ankapobeny dia manam-pifadraisam-pianakaviana na fifandraisam-piarahamonina ireo andriamanira ao amin'ny lamina politeista ireo: misy ny mpifehy ary misy ny fehezina, misy ny ray sy reny ary zanaka.
Matetika dia misy ny andriamanitra fara-tampony izay tsy dia voantson'ny mpivavaka raha mitaha amin'ireo andriamanitra ambanimbany izay akaiky kokoa ny mpivavaka. Ao amin'ny fivavahana politeista afrikanan'ny vahoaka Londa (Lundas) dia i Nzambi no anaran'ny andriamanitra fara-tampony. Ao koa ireo fivavahana manana andriamanitra fara-tampony lavitra kokoa sahala amin'ny andriamanitra Lanitra ao amin'ny [[fivavahana sinoa]].
== Ireo fivavahana politeista ==
|