Pôliteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Gods.jpg|vignette|310x310px|Ny fianakaviamben'ny andriamanitra grika]]
Ny [[politeisma|'''politeisma''']] dia fivavahana na fiheverana filozofika inoana ny fisian'ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] maro sy anompoana azy ireo. Isan-karazany ny endrika isehoan'ny fivavahana amin'andriamanitra maro. Amin'ny ankapobeny dia inoana ho manana endrika sy toetra mitovitovy amin'ny an'ny olombelona ny andriamanitra. Amin'ny ankapobeny koa dia manana ny anjara toerany ao amin'ny lamina misy ambaratonga ireo andriamanitra ireo ka ny [[fedrà]] no mitantara sy manazava izany. Matetika dia mifangaro amin'ny fivavahana amin'andriamanitra tokana ([[monoteisma]]) ny fivavahana amin'andriamanitra maro ka misy ny fivavahana politeista izay nivoatra nakany amin'ny monoteisma.
 
Ny mpikaroka dia mihevitra fa avy amin'ny tahotra sy ny fanajana ny herin'ny [[zavaboary]] no niavian'ny fivavahana amin'andriamanitra maro ka nokendrena tamin'izany ny hifehezana ireo hery ireo ka izany no ninoan'ny vahoaka sasany ny zavatra eny amin'ny lanitra ([[masoandro]], [[volana]], [[kintana]] sns.) sy ny zava-manan'aina sasany (biby sy zavamaniry) ary ny zavatra hafa koa (tendrombohitra, afo, sns.). Ny fandaminana misy eo amin'ny fiarahamonin'olombelona no heverina fa fandaminana misy koa ao amin'ny tontolon'ireo andriamanitra ireo. Tsy mora noho izany ny manavaka ny fivavahana politeista sasany amin'ny [[animisma]] na ny [[totemisma]], eny fa na amin'ny [[panteisma]] koa aza.
 
== Fiforonan-teny ==