Kôlôsia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Loharano
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
== Tantara ==
Ny toerana niorenan'ny Kolosia dia dogon-tany any amin'ny 3km avaratry ny tanànan'i Honaza eo amoron'ny renirano Aksu Çayı. Mbola tsy nanaovana fikarohana arkeolojika ny toerana niorenan'i Kolosia. Ny [[Epistily ho an'ny Kolosiana]] nosoratan'i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] ho an'ny fiangonana any Kolosia no isan'ny ahafantarana ny tanànan'i Kolosia.
 
Naorina talohan'ny fanapahan'i [[Aleksandra Lehibe]] (taonjato faha-4 tal. J.K.). Araka ny fitantaran'i Ksenofona dia isan'ny tanàna lehibe indrindra tao Frigia i Kolosia<ref name=":0" />: "I Kolosia, tanàna be mponina sy manan-karena ary lehibe"<ref name=":1"><small>Xénophon, ''Anabase'' [[http://mercure.fltr.ucl.ac.be/Hodoi/concordances/Xenophon_AnabaseI/lecture/2.htm vakio eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fmercure.fltr.ucl.ac.be%2FHodoi%2Fconcordances%2FXenophon_AnabaseI%2Flecture%2F2.htm tahiry]]] I, 2</small></ref>. Nivahiny tao mandritra ny iray herinandro i Kirosy sy ny tafika niaraka aminy tamin'ny lohataon'ny taona 401 tal. J.K.<ref name=":1" />.