Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
 
==== Ny mpanoratra ====
Na ny anaran'ny mpanoratra na ny anaran'i [[Joany apostoly|Jaona]] apostoly, izay mpianatra manana ny maha izy azy ao amin'ireo [[Evanjely sinoptika]] sy ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apostoly,]] dia tsy voaresaka ao amin'ity Evanjely fahefatra ity. Any amin'ny famaranan-teny (toko faha-21) ny mpanoratra vao miresaka ny amin'ilay "mpianatra tiana indrindra" izay lazain'ny [[lovantsofina]] fa nanoratra ilay Evanjely<ref><small>Jean Zumstein, ''L'Évangile selon Jean'', in Daniel Marguerat (dir.), ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 386.</small></ref>. Tamin'ny taonjato faha-2 dia niely ny filazana ny Evanjely fahefatra izay natao hoe "Evanjely araka an'i Joany" (na Filazantsara araka an'i Jaona")<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, p. 414.</small></ref>. Nanomboka amin'izany fotoana izany dia [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina ho nanoratra ny Evanjely fahefatra. Tsy iza izany fa i Jaona Apostoly, ilay atao hoe "Zanak'i Zebedio". Ny mpikaroka ara-tantara dia manasokajy an'io evanjely io ho [[Pseodepigrafa (Testamenta Vaovao)|pseodepigrafa]].
 
==== Ny fotoana sy ny toerana nanoratana ====