Pseodepigrafa (Testamenta Vaovao): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''pseodepigrafa''' ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia boky maro ao amin'ny Testamenta Vaovao, ao amin'ny Baiboly kristiana izay heverin'ny ankamaroan'ny mpikaroka fa tsy nosoratan'ilay olona lazaina fa nanoratra azy, isan'izany ny enina amin'ny [[Epistilin'i Paoly|Epistily telo ambin'ny folon'i Paoly]], ireo [[Epistily katolika|Epistily atao hoe katolika]], ny [[Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Evanjelin'i Joany]]. Ireo evanjely roa ireo dia voalaza araka ny [[lovantsofina]] kristiana fa nosoratan'i [[Matio]] sy i [[Jaona (evanjelistra)|Joany]], nefa tsy manohana izany lovantsofina izany intsony ny mpikarokana tantara ankehitriny.
 
== Ny Epistilin'i Paoly ==