Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Bokin'i Henoka|'''Bokin'i''' '''Henoka''']] dia fanangonan-dahatsoratra [[Literatiora apokaliptika|apokaliptika]] isan’ny literatiora tanelanelan’ny Testamenta roa; [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] na [[Pseodepigrafa (Baibolyprotetantisma)|pseodepigrafa]] ho an’ny [[Testamenta Taloha]] izy ka tsy isan’ny kanonan’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] na [[Baiboly katolika|katolika]] na [[Baiboly ortodoksa|ortodoksa]] na [[Baiboly protestanta|protestanta]]; nampitondrain’ny mpanoratra azy ny anaran’i [[Henoka]] (na Enoka) io boky io. [[Boky deoterokanonika|Deoterokanonika]] ny Bokin'i Henoka amin’ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo]] ([[Fiangonana ortodoksa etiopiana|Etiopiana]] sy [[Fiangonana ortodoksa eritreana|Eritreana]]).
 
== Fanoratana ny boky ==