Efraima (zanak' i Jôsefa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Efraima
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Rembrandt Harmensz. van Rijn - Jacob Blessing Ephraim and Manasseh - Schloss Wilhelmshöhe Kassel.jpg|vignette|249x249px|''Mitso-drano an'i Manase sy i Efraima i Jakoba'', sary nataon'i Rembrandt Harmenszoon van Rijn, taona 1656.]]
I '''Efraima''' dia zanaka lahin'i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] tamin'i Asnata, sy zafikelin'i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakoba]], ary zandrin'i [[Manase (zanak'i Josefa)|Manase]]. Ireto ny zanany lahy: Sotela, Bekera, Tahana (Nomery 26.35), Ezera, Eleada ary Beria (1Tantara 7.20-23).

Ny taranak'i Efraima no namorona ny iray amin'ireo [[fokon'i Israely]] roa ambin'ny folo, dia ny [[fokon'i Efraima]] izay zana-[[Fokon'i Josefa|pokon'i Josefa]]. Isan'ny taranak'i Efraima i Josefa zanak'i Nona sy i Jeroboama zanak'i Nebata. Isan'ny fokon'i Efraima koa i [[Josoa]] (na Jôsoe).

Ny [[Samaritana]] amin'izao fotoana izao dia milaza ny tenan'izy ireo ho taranak'i Efraima sy Manase.