Fokon' i Jôsefa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== I Josefa ==
I '''Josefa''' (hebreo: יוֹסֵף‬ / ''Iosef'') dia zanak'i [[Jakoba]] sy i [[Rahely]] izy. Namidin'ireo rahalahiny izay nialona azy ho andevo izy nefa lasa manampahefana tany Egipta taty aoriana. Nantsoiny honina any Ejipta ireo fianakaviany Taorian'ny nahafatesany sy ilay Farao natoky azy no nanombohan'ny fanandevozan'ny Egiptiana ny ZanajkZanak'i Israely. I [[Manase (zanak'i Josefa)|Manase]] sy i [[Efraima (zanak'i Josefa)|Efraima]] no zanany lahy izay samy nana ny maha izy azy satria nanana foko manokana avy.
 
== Fokon'i Efraima ==
Andalana faha-10:
== Fokon'i Manase ==
Ny [[fokon'i Manase]] dia vakiny iray amin'ny [[fokon'i Josefa]]. Indraindray ny Baiboly dia miresaka ny amin'ny antsasa-pokon'i Manase miaraka amin'ny [[fokon'i Robena]] sy ny [[fokon'i Gada]], satria ireo foko roa sy sasany ireo dia nandray anjara tamin'ny fakana ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ka nipetraka teny ampita atsinanan'i [[Jordana (ony)|Jordana]] fa ny fokon'i Israely sisa rehetra kosa, isan'izany ny antsasany faharoa amin'ny fokon'i Manase, dia napetrak'i [[Josoa]] (na Jôsoe) teo amin'ny Tanin'i Israely.
 
Ny fokon'i Josefa dia isan'ny [[foko folo very]] taorian'ny faharavan'ny [[Fanjakan'i Samaria]].
 
== Jereo koa: ==