Lemba (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Lemba''', izayatao hoe '''wa-Remba''' na '''Mwenye''', dia foko mainty hoditra banto ao amin'ny faritra atsimo ao Afrika. Eo amin'ny 70 000 eo ny isan'izy ireo ka ahitana azy ny ao [[Afrika Atsimo]] (indrindra ny ao amin'ny faritanin'i Limpopo), ny ao [[Zimbaboe]], ny ao [[Malawi|Malaoy]], ary ny ao [[Mozambika]]. Manana fototarazo mitovy amin'ny an'ny [[Jiosy]] izy ireo. Na dia miteny [[Fiteny banto|banto]] mitovitovy amin'ny an'ireo foko hafa mifanerasera aminy aza izy ireo dia mitandrina fanao ara-pivavahana tahaka izay fahita amin'ny [[fivavahana jiosy]] sy [[Finoana silamo|silamo]], sy fomban'ny vahoaka mpifindrafindra monina izay heverina fa mety avy any Afrika Avaratra na avy any Afovoany Akaiky. Araka ny filazan'izy ireo dia niampitampita tamin'ny alalan'ny lovatsofina izany fanao izany<ref><small>Le Roux, Magdel (2003). ''The Lemba – A Lost Tribe of Israel in Southern Africa?''. Pretoria: University of South Africa. pp. 209–224, 24, 37.</small></ref>.
 
Ny fandinihana ny foto-tarazo dia mampiseho fitoviana amin'ny an'ny ampahan'ny vahoaka jiosy taranak'ireo mpisorona.