Bokin' i Baroka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
 
Ny [[Bokin'i Baroka|'''Bokin'i''' '''Baroka''']] dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]<nowiki/>n'ny [[Baiboly katolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]]. Misy faminaniana navoaka tao [[Babilona]] ny ao amin'io boky io izay ahitana fahaiza-mandaha-teny. Ahitana fandinihana ny amin'ny [[teolojia]] sy ny tantaran'i Isiraely, ady hevitra momba ny fahendrena, sady teny nampitaina tamin'ireo mponin'i Jerosalema sy ireo any am-pielezana. Ahitana fiaikenfieken-keloka sy fampanantenam-pahafahana ho an'ireo mifona noho ny fahotany ary vavaka fifonana amin'Andriamanitra sy fiderana azy ny ao amin'io boky io. Avy eo ilay boky dia midera ny fahendrena sy ny didin'Andriamanitra, ary miantso ireo [[Jiosy]] any am-[[Fahababoana tany Babilona|pahababoana]] mba hahery sy hionona. Ahitana taratasy ataolazaina hoe nalefan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ho an'ireo Jiosy natao sesitany any Babilona izay taratasy fampitandremana amin'ny [[fanompoan-tsampy]] koa ny ao amin'io boky io.
 
Boky [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ho an'ny [[Katolisisma|Katolika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|Ortodoksa]] ny Bokin'i Baroka sady tsy hita ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy) sy ny [[Baiboly protestanta]] izay manakilasy azy ho [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]].
 
== Fizaràn'ny boky ==