Famonjena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''famonjena''' dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny [[Fanahin'olombelona|fanahin'ny olombelona]] amin'ny [[fahotana]] sy amin'ny vokatr'izany mba hahafahany ho velona mandrakizay fa tsy ny fanamelohana mandrakizay. Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny [[Fahasoavana (finoana)|fahasoavan]]'Andriamanitra (azon'ny olona tsy mendrika izany), na vokatry ny [[Safidy malalaky ny olombelona|safidy malalaky]] sy ny ezaky ny olona samirery (azon'ny olona noho ny fahamendrehany), na vokatry ny fikambanan'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny ezaka ataon'ny olombelona.