Baiboly amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-43:
 
== Baiboly katolika amin'ny teny malagasy ==
Ny [[Baiboly katolika]] amin'ny teny malagasy]] dia fandikana ny Baiboly ampiasain'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apôstôlika Romana]] eto Madagasikara. Toy ny Baiboly protestanta dia misy ny Baiboly amin'ny dikan-teny tranainy izay ahitana ny anaran'Andriamanitra hoe ''Iahve'' sy ilay Baiboly tsy ahitana an'io anarana io. Ny anaran'ny Baiboly katolika dia '''''Ny''''' '''''Baiboly Masina'''''. Tamin'ny taona 1938 no nahavitana printy ny Baiboly katolika voalohany amin'ny teny malagasy nefa amin'izao dia ampiasaina ilay vita tamin'ny taona 2011.
 
=== Ny lisitry ny boky ===