Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-21:
 
=== Ny ''Bokin’ny Fanoharana'' ===
Misy fanoharana sy fahitana maro mikasika ny [[andro farany]] sy ny [[fitsarana farany]] ny ''Bokin’ny Fanoharana'' (1Hen. 37 – 71) izay nosoratana tokony ho tamin’ny taona 30 tal. J.K., izay manambara mialoha ny hiavian’ny [[Mesia]] hamoaka ny didim-pitsarana ny anjely sy ny olona rehetra. Voasoritsoritra ao ny [[Fanjakan'Andriamanitra|Fanjakan’Andriamanitra]] hoavy. Ao no ahitana ilay atao hoe ''Bokin’ny Apokalipsan’i Noa''.
 
=== Ny ''Bokin’ny Fanazavana eny an-Danitra'' ===