Anabatisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[Anabatisma]]''' dia firehana [[Protestantisma|protestanta]] eo amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay manandratra avo ny [[batisa]] an-tsitrapon'ny olona efa tonga saina. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin'ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin'ny Fingonana katolika ny Anabatista.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-5:
 
== Fiitaran'ny fiheverany ==
Izany no hevitry ny [[Fanavaozam-piangonana lalim-paka]], nefa hita tao amin'ireo [[Valdisma|Valdeana]] sy ireo [[Bogomila]] sy ireo [[Paolisianisma|Paolisiana]] ary koa ny fiangonan'ny Kristiana apostolika tao Tesalonika tamin'ny taonjato faha-16 izany<ref><small>Church of God Christ, mennonite, ''This is my Heritage'', Gospel Publishers, 1995, 136 <abbr>p.</abbr> (pp. 54-80)</small></ref>. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin'ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin'ny Fingonana katolika ny Anabatista.
 
Lasa nanana heviny ara-politika ny teny hoe ''anabatisma'' teny anelanelan'ny tantara satria io firehana io dia nanohitra ny fahefana ara-politika sy ara-pivavahana niorina tao Renania (dia ny teokrasian[[teokrasia]]<nowiki/>n'i Monstera) sy tao amin'ny kantôn'i Berna tamin'ny taonjato faha-16<ref><small>Church of God Christ, Mennonite,</small> <small>''This is my Heritage'', Gospel Publishers, Church of God in Christ, 1995, 136 <abbr>p.</abbr>, p.72.</small></ref>.
 
Ny ankabeazan'ny Anabatista anefa tsy nanaraka ireo rahalahiny nampiasa herisetra, ka ankehitriny izy ireo mitambatra ao amin'ny vondrom-pivavahana mandala ny tsy fampiasana herisetra, ary koa ny tsy fanoherana amin'ny anaran'ny fitiavan'Andriamanitra sy noho ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] tsy eto amin'izao tontolo izao. I Voltera sy i Tolstoy dia manao tsiahy matetika ny tenin'ireo Anabatista ao amin'ny boky soratany <ref><small>Philip Yancey, ''Ce Jésus que je ne connaissais pas'', Editions Farel, <abbr>1er</abbr> janvier 2001 (<nowiki>ISBN 9782863142530</nowiki>; [https://books.google.com/books?id=1TFfCJIWdr0C azo vakina eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D1TFfCJIWdr0C tahiry]])</small></ref>.
Andalana faha-15:
 
==== Fiangonana na fikambanana anabatista ====
Ireto avy ireo Fiangonana na fikambanana anabatista ka nuny betsaka aminy dia ny Menonita
 
* ny Amisy (alemàna: ''Amische''; anglisy: ''Amish'' );
Andalana faha-31:
 
* ny Svenkfeldiana (anglisy: ''Schwenkfelders'');
* ny [[Fiangonana Batistabatista]] (anglisy: ''Baptists'');
* ny [[Pietisma]] (anglisy: ''Pietism'');
* ny Pietisma Lalim-Paka (anglisy: ''Radical Pietism'');
* ny HernhontianaHernhotiana (anglisy: ''Herrnhuters'');
* ny Inspirasionalista (anglisy: ''Inspirationalists'');
* ny [[Mpangovitra]] (anglisy: ''Quakers'');
 
== Jereo koa: ==