Fiteny gojaraty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Hororoka (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[fiteny gojaraty|'''fiteny''' '''gojaraty''']] (ગુજરાતી / ''Gujǎrātī'') dia [[Fiteny indô-eoropeanina|fiteny Indoindo-Eoropeaninaooropeanina]] any [[India]]. Io ny fiten'ny tompontanin'i [[Gujarat]].
 
Misy olona 46 tapitrisa no miteny gojaraty any India sy maneran-tany. Ny fiteny Gujarati no tenin-drenin'i [[Mohandas Gandhi]], i [[Ali Jinnah]] ary i [[Sardar Vallabhbhai Patel]].
Andalana faha-6:
{{...}}
 
Ny fiteny gujaratigojaraty ankehitriny (manan-tsipelina ''Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, ''na'' Gujerathi'') dia fiteny voasintona avy amin'ny [[fiteny sanskrity]]. Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaraty :
 
=== Ny ''fiteny gojaraty taloha'' ( 1100 - 1500 ) ===
 
Ny fiteny gojaraty taloha dia razan'ny fiteny gojaraty (ankehitriny) ary ny razan'ny [[fiteny rajastanirajastany]]. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny [[faritra]] Gujarat sy any andrefan'ny [[faritra]] Rajastan.
=== Ny ''fiteny gojaraty taloha'' ( 1100 - 1500 ) ===
 
Ny fiteny gojaraty taloha dia razan'ny fiteny gojaraty (ankehitriny) ary ny razan'ny fiteny rajastani. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny [[faritra]] Gujarat sy any andrefan'ny [[faritra]] Rajastan.
 
[[Sokajy:Fiteny any India]]