Pretra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Catholic Priest Edik Baroni.jpg|vignette|288x288px|Pretra katolika]]
Ny '''pretra''' na '''mpisorona''' dia lehilahy na vehivavy izay manao asa fanompoana masina ao amin'ny [[fivavahana]] iray sady manatanteraka asa [[Litorjia|litorjika]] no mitarika ny lanonana sy fotoam-pivavahana ao amin'ny fanompoam-pivavahana sasany. Avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''πρεσβύτερος'' / ''presbýteros'' izay midika hoe "loholona" ny teny hoe ''pretra''. Ny tena asan'ny pretra dia manatanteraka ny [[asam-pisoronana]]. Miandraikitra ny fifandraisan'ny mpino sy ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] ivavahany ny pretra, indrindra amin'ny fanatontosana fanompoam-pivavahana sy ny vavaka sy ny fisoronana ary zavatra hafa koa ho an'ilay na ireo andriamanitra, ka izany dia atao hahazoan'ny mpivavaka famelan-keloka sy fitahiana ary fanafahana. Ny pretra dia tomponandraikitra miantoka ny fanajana sy ny fitazomana antsakany sy andavany ny fomba amam-panao ao amin'ny fivavahana.
 
== Ny mpisorona na pretra tamin'ny Andro Taloha ==
Andalana faha-21:
 
== Ny pretra ao amin'ny fivavahana hafa ==
Ny ao amin'ny [[fivavahana silamo]] anefa tsy azo lazaina ho misy [[asam-pisoronana]]. Ao amin'ny [[hindoisma]] dia misahana fanaterana sorona ny brahmana sady miandraikitra ny fampitana ny [[foto-pampianarana]].