Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Koran cover calligraphy.PNG|vignette|287x287px]]
Ny '''[[Kor'any]]''' na [[Kor'any|'''Koràna''']] dia ilay boky masin’ny [[Silamo]]. Ho an’ireo mpino Miozolmanamiozolmana dia teny ara-bakitenin’ilay Andriamanitra tokana ([[Allah]]) ny Kor'any. Amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia القُرْآن / ''al-Qur’ân'' no anaran'ilay boky. Ho an’ny Miozolmana dia fanangonana ny tenin’Andriamanitra izay fanambaràna (''āyāt'') nomeny ny mpaminany farany sady irak’Andriamanitra, dia i [[Mohamady]] (محمد / ''Muḥammad'') nanomboka tamin’ny taona 610-612 hatramin’ny fotoana nahafatesany tamin’ny taona 632 tamin’ny alalan’ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (جبريل /''Jibrîl'').
 
== Fampahafantarana tsotsotra ny Kor'any ==
 
=== Famaritana azy ===
Ny bokyanarana manan-kajahoe ''Kor’any'' (القرآن‎‎) dia midika hoe: "ilay fivakiana (matetika)". IoNy boky ioKor'any dia boky fototra manazava ny finoana [[Silamo]], diaizay mbolavoasoratra amin’ny [[fiteny arabo]], tenindrazan’ilay mpaminany nitondra azy. AryNy mbolaKor'any amin’ny [[Fiteny arabo|fieny arabo]] hatramin’izao no eken'ny mpino silamo ho [[Soratra Masina|boky masina]].
 
=== Tsy niharam-panovana ===
NyAraka bokyny manan-kajafampianaran'ny Silamo, ny Kor'any dia mbola tsy ary niharan'ny fanovana. Na ny fomba famakiana azy na ny fomba fanazavana azy na ny fomba fampiharana azy dia mbola hita mazava tsara ary voatahiry avy amin’ny alalan’ny boky mirakitra ny tenin’ilay mpaminany nitondra azy, izay atao hoe ''Hadith Sahih''. Ny Kor’any, boky izaydia manana fomba famakiana azy miisa fito. Amin’nyVakina amin’ny feo manaitra sy lalim-paka arymba haharesy lahatra sahady na dia, tsy fantatraofantatra azyaza ny zavatra teneniny dia, efa resilahatra sahady ianao aminy. Voasariky ny feo izay miditra sy mamakivaky ny fanahinaofanahy ianaony arympihaino mandrotsakaka mirotsaka amin'ny ranomasonao amin’ny fomba mahagaga ny ranomasony. NyAmin'ny Silamo, Kor’anyny bokyKor’any dia boky manan-kaja tsy misy toa azy. Ahitana ny lafin’ny fiainana rehetra. Nany ao anatiny: na ara-piarahamonina izany, na ara-pivavahana izany, na ara-pitondrana izany, na ara-piarovana izany, dia voalahadahatra ao anatiny.
 
=== Boky tsy manavaka ny olona hiantefany ===
Ny Kor’any dia boky tsy namela ny ambaratongan’olonasarangan’olona rehetra. Na mpanan-karena na mahantra na fadiranovana na mpino silamo na [[Kristianina|mpino kristianina]] na [[Jiosy|mpino jiosy]] na [[Ateisma|tsy mpino an’Andriamanitra]] mihitsy dia mbola namelany hafatra sy anatra ary fampitandremana. Angamba ianao ho tontohitra. Ny Kor’any dia boky manambara ny zavatra ho avy sy efa lasa. Boky izay manambara ny zavatra hiseho ao anatin’ny fasana sy ny zavatra hiseho amin’ny [[Fitsarana farany|andron’ny fitsarana]]. Ny Kor’any dia boky manambarana ny tsiambaratelon’izao tontolo izao. Na ny [[Famoronana (finoana sy fedrà)|fiandohany]] izany na ny [[Eskatolojia|fiafarany]] izany na ny fizotrany ankehitriny izany dia, tsy misy na dia iray aza nafeniny.<gallery>
Sary:Hungary pecs - jakovali2.jpg|Ny boky manan-kaja Al Korany
Sary:Coran-en-francais.jpg|Ny boky manan-kaja Kor'any. Ny ivelany.