Saraha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Sarah Abraham.jpg|vignette|I Saraha sy i Abrahama mampiantrano anjely telo miakanjo fotsy.|300x300px]]
I '''[[Saraha]]''' dia vadin'i [[Abrahama (patriarka)|Abrahama]] izay reny niteraka amin'ny fomba [[Fahagagana|mahagaga]] an'i [[Isaka zanak'i Abrahama|Isaka]] na dia antitra sy momba aza. Saray no anarany talohan'ny niovany ho Saraha. Anabavy iray ray fa samy hafa reny amin'i Abrahama izy.
 
== I Saraha ao amin'ny fivavahana jiosy sy kristiana ==
Andalana faha-11:
Nihevi-tena ho momba ihany i Saraha ka nanolotra an'i [[Hagara]] mpanompo vaviny ho vadin'i Abrahama mba hahazoany zanaka ho azy. Rehefa nitoe-jaza i [[Hagara]] ka hiteraka an'i [[Ismaela]] dia nanambany an'i Saray izay nitaraina tamin'i Abrahama noho izany (Gen. 16). Notanterahin'Andriamanitra ny fanirian'i Saraha dia nitoe-jaza izy ka niteraka an'i [[Isaka zanak'i Abrahama|Isaka]].
 
Ny fahaterahan'i [[Isaka zanak'i Abrahama|Isaka]] dia nampanantenain'Andriamanitra an'i Abrahama sy an'i Saraha (Gen. 17.19-21), taorian'ny fanambadiana tsy misy zaza, ka famantarana ny fahasoavana nomen'Andriamanitra azy ireo izany araka ny maha mpandova ny Fanekem-pihavanana an'i Isaka. Voalaza ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] i Saraha amin'ny niterahany ilay zaza nampanantenaina an'i Abrahama hanome taranaka maro an'i Abrahama (Is. 51.2).
 
Maty tamin'ny faha-127 taonany i Saraha dia nelevina tao amin'ny zohy eo amin'ny sahan'i Makpela mifanolotra amin'ny tananan'i Mambre (na Mamre) ao amin'ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanana]] (Gen. 23.19).