Mônôtelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana kristiana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Andalana faha-1:
Ny [[mônôtelisma|'''mônôtelisma''']] na [[Mônôtelisma|'''mônôteletisma''']] dia firehana tao amin'ny fivavahana kristiana tany aloha izay nampianatra fa tokana ihany ny sitrapon'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]], dia ny sitrapon'Andriamanitra izany, na dia manana [[Natiora (teolojia)|natiora]] roa izy -, dia ny natioran'olombelona sy ny natiora maha Andriamanitra azy. Izany fampianarana izany dia nivoatra tamin'ny taonjato faha-7 ka nanao tanjona ny hampiray ny [[Fiangonana kalkedoniana]] sy ny [[Fiangonan'ny Konsily telo]], nefa nohelohin'ny [[Konsily]] fahatelo tao Konstantinopoly]] satria nataony hoe [[fampianaran-diso]] (herezia).
 
== Jereo koa: ==