2 689
modifications
Aucun résumé des modifications |
k (Rohy) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|'''anjara''' '''asa''']] dia ny karazam-pifandraisana sy fifampiakinana misy eo amin'ny teny na andian-teny sy ny teny na andian-teny fototra mikambana ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa (izay mety ho [[tarika]] na [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]]). Ireto ny anjara asa mateti-pitranga ao amin'ny fehezanteny: ny [[entimilaza]] sy ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ary ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]]. Amin'ny fitsipiteny malagasy, ankoatra ny entimilaza sy lazaina ary ny fameno, dia avahana koa ao amin'ny fehezanteny ny reny lazaina sy ny
== Anjara asan'ny reniteny ==
=== Ny entimilaza ===
Ny [[entimilaza]] na vara dia anjara asan'ny teny na andian-teny anambaràna ny asa atao na ny asa mihatra amin'ny zavatra ambara amin'ny teny mitana ny anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]], na koa anambaràna ny toetrany na ny misy azy na ny fifandraisany amin'ny zavatra hafa.
==== Sokajin-teny azo atao entimilaza ====
* '''Entimilaza matoanteny'''
Ny [[matoanteny]] matetika no misahana ny anjara asa entimilaza nefa afaka misahana izany koa ny [[mpamari-
* '''Sokajin-teny hafa azo atao entimilaza'''
=== Ny lazaina ===
Ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] dia anjara asan'ny teny misahana ny fanaovana ny asa na tompon'ny toetra resahina ao amin'ny [[fehezanteny]] tsotra amin'ny fiendrika manano.
==== Sokajin-teny azo atao lazaina ====
* '''Lazaina anarana'''
Ny lazaina dia matetika [[anarana]].
* '''Sokajin-teny hafa azoatao lazaina'''
Tsy ny anarana ihany no azo atao lazaina. Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia mety azo atao lazaina koa ny sokajin-teny toy
==== Firafitra sy endriky ny lazaina ====
=== Fameno ===
Ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] dia anjara asan'ny teny na andian-teny miankina amin'ny teny na andian-teny iray hafa ao anaty fehezanteny na tarika.
==== Sokajin-teny azo atao fameno ====
== Anjara asan'ny zanateny ==
Ny [[zanateny]] dia teny atao hilazana ny anjara asan'ny teny hafa na natao hampifandraisana teny roa hafa ao anaty tarika na fehezankevitra na fehezanteny. Sokajin-teny maromaro ny zanateny, dia ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]], ny [[mpampiankina]], ny [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]], ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] sasany (tsy isany ny mpamari-toetra), ny [[mpanoritra]], sns. Matetika dia tokana anjara asa ny zanateny sady mifangaro amin'ny anaran'ny anjara asany ny anarany.
== Jereo koa: ==
|
modifications