Sora-baventy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny soratra
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[sora-baventy|'''sora'''-'''baventy''']] dia [[litera]] atao lehibe kokoa sady amin'ny ankapobeny amin'ny endrika hafa izay anoratana ny litera volohany amin'ny [[anaran-tsamirery]] na atao endriky ny litera voalohany anombohan'ny [[fehezanteny]] iray. Tsy afangaro amin'ny hoe [[renisoratra]] ny hoe sora-baventy. Ny mifanohitra amin'ny sora-baventy dia ny [[sora-madinika]]. Tsy ny abidy rehetra no ahitana fiavahan'ny sora-baventy amin'ny sora-madinika. Ohatra ny [[abidy latina]] sy ny [[abidy grika]] dia manavaka ny sora-baventy amin'ny sora-madinika fa ny [[abidy hebreo]] sy ny [[abidy arabo]] dia tsy manavaka izany.