Renisoratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[renisoratra|'''renisoratra''']] dia [[litera]] ao amin'ny [[abidy]] izay noforonina mba hanoratana ny renifeo. Ny [[zanatsoratra]], izay litera noforonina hanoratana ny [[Zanapeo|zanapeo,]] no mifanohitra sy mifameno aminy. Tsy ny abidy rehetra akory no ahitana fanavahana ny renisoratra amin'ny zanatsoratra satria misy ireo abidy atao hoe ''[[abjady]]'' izay tsy manana afa-tsy renisoratra ka ohatra amin'izany ny [[abidy hebreo]] sy ny [[abidy arabo]].
 
Ao amin'ireo abjady dia misy ny renisoratra lasa amapiasaina hanoratana zanapeo ka asolo zanatsoratra, isan'izany ohara ny renisoratra hebreo ''Alef'' (א) izay anoratana ny zanapeo /a/ amin'ny teny sasany. Izany no atao hoe "reni-vakiteny" (latina: ''Mater lectionis'').