Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy ivelany
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[Tanakh]]''', [[Tanakh|'''Tanak''']] na [[Tanakh|'''Thanak''']] izay atao hoe koa [[Tanakh|'''Baiboly''' '''hebreo''']] dia fitambaran'ny boky mitovy amin'izay hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] protestanta]] ka ampiasaina ao amin'ny fivavahana jiosy ([[jodaisma]]).
[[Sary:Entire Tanakh scroll set.png|vignette|Ny Tanakh]]
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Tanakh'' (תַּנַ"ךְ), ''Thanak'' na ''Tanak'' dia fanafohezana ny andian-[[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''Tôrah'' ('''תּ'''וֹרָה) sy ''Nevi'im'' ('''נְ'''בִיאִים) ary ''Ketûvim'' ('''כְּ'''תוּבִים). Ireo dia manondro ny fizaràna telo hita ao amin'ny Baiboly hebreo. Ny hoe ''Tôrah'' dia azo adika hoe "lalàna"; ny ''Nevi'im'' (na ''Nebi'im'') dia azo adika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe ''Ketûvim'' (na ''Ketûbim'') dia azo adika hoe "soratra (maro)".
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Andalana faha-9:
 
=== Ny Torah ===
Ny [[Torah]] (תּוֹרָה "Lalàna") dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe [[Boky dimin'i Mosesy]]. Toy izao avy ny anaran'ireo boky ireo amin'ny teny hebreo ary ny fifanandrifian'ny anarana ao amin'ny Tôrah sy ny Pentateoka:
 
* ''Sefer Bereshit'' : ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]''