Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-32:
Ireo soratra atao hoe [[filazantsara apokrifa]] na evanjely apokrifa dia tsy tafiditra ao amin'ny Baiboly, tsy boky [[Kanona|kanonika]] izy ireo. Ny teny hoe ''apokrifa'' dia teny grika nogasina (ἀπόκρυφος / apókryphos) izay midika hoe "miafina" na "nafenina". Ny sasany amin'ireo evanjely apokrifa ireo dia nosoratan'olona ao amin'ny fivavahana [[Gnostisisma|gnostika]] (fivavahana manankina ny famonjena amin'ny fahalalana) tsy isan'ny [[Apostoly|Apostoli]]<nowiki/>n'i Jesoa Kristy.
 
Ireto ny ohatra amin'izany: ''[[Filazantsaran'iny Fahamarinana]]'', ''[[Filazantsaran'i Nikodemosy]]'', ''[[Filazantsaran'i Filipo]]'', ''[[Filazantsaran'i Tomasy]]'', ''[[Filazantsaran'i Barnabà]]'', ''[[Filazantsaran'i Gamaliela]]'', ''[[Filazantsaran'i Jodasy]]'', ''[[Filazantsaran'i Maria]]'', ''[[Filazantsaran'i Petera]]'', ''[[Filazantsara miafin'i Marka]]'', ''[[Filazantsara Arabo momba ny Fahazazana]]'', ''[[Filazantsara Armeniana momba ny Fahazazana]]'', ''[[Filazantsaran'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]]'', sns.
== Jereo koa ==
* [[Epistily]]