Andro farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Andro farany|'''Andro''' '''farany''']] na ny [[Andro farany|'''Faran'andro''']] dia ny fahataperan'izao tontolo izao na ny olombelona eto amin'izao tontolo izao. Ny Andro farany dia tsy afa-misaraka amin'ny fiheverana ny tontolo vaovao izay inoana fa efa vonona hisolo ny tontolo taloha. Ampahany iray lehibe amin'ny zavatra dinihina ao amin'ny taranja teolojika atao hoe [[eskatolojia]] ny amin'ny Andro farany.
 
== Andro farany araka ireo fivavahana abrahamika ==
Andalana faha-5:
 
==== Andro farany araka ny Jodaisma ====
Ao amin'ny [[Jodaisma|odaisma]] dia atao hoe Andron'i Iahveh (Andron'i Jehovah) izany fotoana izany izay hisehoan'ny fitsarana farany ka izay tsy nanaraka ny fampianaran'ny fivavahana jiosy dia hosazina. Ireo voafidy kosa dia hateraka indray ao amin'ny tontolo vaovao. Voaresaka ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] ny amin'ny Andro farany (ohatra: Dan. 1.41-45; 12.4).
 
==== Andro farany araka ny Kristianisma ====
Ho an'ny Kristiana dia ny [[Fitsarana farany]] no tena mampiavaka ny Andro farany izay voavelabelatra ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Bokin'ny Apokalipsa]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ireo [[Milenarisma|fihetsiketsehana milenarista]] kristiana na jiosy na "Andro vaovao" dia mivaofy an'izany ho fanambaràna ny faharavan'izao rehetra izao mba hahafahana manolo azy amin'ny tontolo vaovao mifanaraka amin'ny fandaharan'Adriamanitra<ref><small>Dane Rudhyar, ''Préparations spirituelles pour un nouvel âge'', Éditions Du Rocher, coll. « Gnose », 2001, <nowiki>ISBN 2-268-00435-X</nowiki> et Marie-Jeanne Ferreux, ''Le New Age, ritualités et mythologies contemporaines'', L'Harmattan, Paris 2003, coll. « Nouvelles études anthropologiques », ISBN 2-7475-0101-9</small></ref>.
 
Amin'ny fotoana hiverenan'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] ety an-tany dia hitsara ny olona rehetra na ny velona na ny maty izay [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|hatsangana]] izy. Izy no hifidy izay hahazo ny [[fiainana mandrakizay]] miaraka aminy.
 
==== Andro farany araka ny Silamo ====