Joliosy Kaisara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-19:
 
==Ny fiainany manokana==
I Gaio Jolio Kaisara (latina: Gaius Julius Caesar) no rainy. Ny vadiny dia i Cornelia Cinna Minor, Pompeia, Calpurnia Pisonis. Ny zanany dia Julia Caesaris, Caesarion.
 
I '''Jolio Kaisara''' (izay antsoina amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe C''aius Iulius Caesar IV'' tamin'ny fahaterahany, ''Imperator Iulius Caesar Divus'' taorian'ny fahafatesany) dia mpitari-tafika sy mpanao politika ary mpanoratra romana, teraka tao [[Roma]] tamin'ny 12 na 13 Jolay taona 100 tal. J.K. ary maty tamin'ny 15 marsa taona 44 tal. J.K. tao Roma ihany koa.