Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-74:
 
=== Ny fanekem-pinoana ao amin'ny Fiangonana tandrefana ===
Ny Fanekem-pinoana nikeana dia nisy tovana natao taty aoriana ka nampidirin'ny Fiangonana tandrefana ny teny hoe "sy tamin'ny Zanaka" (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ''/ kai tou Uio; latina: ''Filioque'') izay nanova ny tokony hinoana momba ny fifandraisan'ny Fanahy Masina sy ny Zanaka ka lasa mivoaka avy amin'ny Ray sy ny Zanaka ny Fanahy Masina. Naverina tao aindray ilay filazana hoe "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" izay tao amin'ny endrik'ilay Fanekem-pinoana nikeana voalohany (taona 325). Isan'ny zavatra nampisaraka ny Fiangonana tatsinanana tamin'ny Fiangonana tandrefana izany taty aoriana. Tsy nanaiky ny fampidirana ny ''Filioque'' ny Fiangonana tatsinanana<small>,</small> dia ireo Fiangonana ortodoksa. Ireo mpanavao fiangonana protestantiaprotestanta nipoitra tamin'ny Fiangonana tandrefana dia nanaraka io fanekem-pinoana nikeana tandrefana io koa.
 
==== Amin'ny teny latina ====