Kônsily ekiomenika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''konsily ekiomenika''' dia fivorin'ny eveka sy ny manampahefana ara-pivavahana rehetra ao amin'ny [[Kristianisma|Fiangonana kristiana]]. Rehefa nisaratsaraka anefa ny Fiangonana kristiana nandritra ny tantaran'ny kristianisma dia nanohy nampiasa ny teny hoe ''konsily'' ny Fiangonana katolika na dia tsy nahafaoka ny Fiangonana kristiana manontolo izany fivoriana izany. Ny Ortodoksa, ohatra, dia tsy manaiky ny fahefan'ny konsily ankoatr'ireo enina voalohany, nefa ny Katolika dia manaiky ny konsily ekiomenika efatra ambin'ny folo tamin'ny taonarivo faharoa, izany hoe konsily ekiomenika miisa 21. Ny farany amin'ireo konsily ireo dia ny Konsily Vatikàna II izay novorina tamin'ny taona 1962 tatramin'ny taona 1965. Matetika ny mpitondra fanjakana tamin'ireo taonjato nifandimby no nampanao konsily fa ankehitriny kosa dia tsy miditra amin'izany ny fanjakana fa raharaha manokan'ny fivavahana izany.
 
== Ny konsily ekiomenika efatra voalohany ==