Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanampy kely
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Nicaea icon.jpg|vignette|353x353px]]
Ny [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fanekem'''-'''pinoan'i''' '''Nikea''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fanekem'''-'''pinoana nikeana''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fiekem'''-'''pinoan'i''' '''Nisea''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fiekem'''-'''pinoana''' '''niseana''']] dia [[fanekem-pinoana]] na fanambaràm-pinoana kristiana tinapaka nandritra ny [[Konsily]] natao tao amin'ny tananan'i [[Nikea]] tamin'ny taona 325 izay notovanana nandritra ny Kosily[[Konsily voalohany tao [[Konstantinopoly]] tamin'ny taona 381 ka indraindray izy dia atao hoe '''Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopoly''' na '''Fanekem-pinoana nikeana-konstantinopolitana'''. Mizara fehezan-kevitra telo izy dia ny finoana an' [[Andriamanitra Ray]] sy ny finoana an'i [[Andriamanitra Zanaka|Jesosy Kristy]] ary ny finoana ny [[Fanahy Masina]] ary taty aoriana dia natsofoka ny amin'ny finoana ny [[Fiangonanamasina|Fiangonana masina]].
 
''Σύμβολον τῆς Νικαίας'' (Súmbolon tês Nikaías) na ''Σύμβολον τῆς πίστεως'' (Súmbolon tês písteôs) no anaran'ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika fa ''Symbolum Nicaenum'' kosa amin'ny teny latina. Maro amin'ireo fiangonana niforona taty aoriana no tsy mampiasa io fiekem-pinoana io noho izy ireo manohitra ny [[Trinite]].