Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'ny fiangonana kristiana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Jolay 2019 à 08:53

Ny Konsily faharoa tao Konstantinopoly na Konsily faharoa tao Konstantinopla dia konsily ekiomenika fahadimy natao teo amin'ny tantaranny Fivavahana kristiana. Nanamafisana ny fananan'i Kristy natiora roa ny Konsily faharoa tao Konstantinopoly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no konsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny nestorianisma. Ny emperora Jostiniano no nampanao azy ary ny patriarka Eotikiiosy avy any Kostantinopoly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan'ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i Teodora avy any Mopsoesto sy i Teodoreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin'ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon'ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampîhavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana monofizita ao amin'ny tapany atsinanan'ny empira.

Jereo koa: