Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Roht
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Pasquale Ottino San Marcos escribe sus Evangelios al dictado de San Pedro Musée des Beaux-Arts, Bordeaux.jpg|vignette|''Manoratra ny Vaovao Mahafaliny i Marka araka ny soratononina ataon'i Petera,'' nataon'i Pasquale Ottino taimn'ny taonjato faha-17]]
Ny [[Filazantsara araka an'i Marka|'''Filazantsara''' '''araka''' '''an'i''' '''Marka''']], na [[Filazantsara araka an'i Marka|'''Vaovao''' '''Mahafaly''' '''araka''' '''an'i''' '''Marka''',]] na [[Filazantsara araka an'i Marka|'''Evanjely''' '''araka''' '''an'i''' '''Masindahy''' '''Marka''']] dia faharoa amin'ny [[Filazantsara]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Ny asa nataon'i [[Jesosy]] (na [[Jesoa]]) no tian'ny mpanoratra hampitaina: asehony i Jesosy eo am-panatanterahana ny asany amin'ny fanasitranana ny marary, amin'ny fampitomboana isa ny mofo ho an'ny vahoaka. Izany asa izany dia tantarain'ny mpanoratra bmamba hanaporofoany ny maha avy amin'Andriamanitra an'i Jesosy. Tsy latsaky ny 18 ny isan'ireo [[fahagagana]] tantarainy. Ao amin'ny andininy voaolohanyvoalohany fotsiny dia efa milaza sahady ny mpanoratra fa i Jesosy no "[[Zanak'Andriamanitra]]" (Mar. 1.1) ary any amin'ny faran'io Vaovao Mahafaly io dia taterin'ny mpanoratra ny resak'ilay manamboninahitra miaramila romana teo am-pototry ny hazo fijaliana hoe: "Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahylehilahy io" (Mar. 15.39).
 
Asehon'ny mpanoratra koa fa ny fahagagana nataon'i Jesosy dia tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr'i Jesosy fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan'i Jesosy ho toy ny fiomanany amin'ny hahafatesany. Im-betsakaImbetsaka i Jesosy no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Amin'ny mpanoratra dia vaovao tsara izany fahafatesany izany satria mahatanteraka ny faminanian'i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] ([[Bokin'i Isaia|Isaia]] 53.12): avy izy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Marka 10.45) sady araka ny efa nambarany dia [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|hitsangana amin'ny maty]] izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak'Andriamanitra.
 
Ny Filazantsaran'i Marka dia nosoratana ho an'ireo Kristiana avy amin'ny [[Jentilisa]] (na [[Jentily]]) izay tokony hanazavana tsara ireo fitenenana avy amin'ny [[fiteny arameana]] sy [[Fiteny hebreo|hebreo]] ary tokony hanazavana ny fomba amam-panao jiosy. Isan'ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptika]] ny Filazantsaran'i Marka. Teo anelanelan'ny taona 60 sy 75 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'', na ''Evanjely araka an'i Marka'', dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Kατὰ Μάρκον εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Markon euangélion''. Amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ''Evangelium secundum Marcum'' no iantsoana azy.
 
Ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Protestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'' na ''Filazantsara nosoratan'i Marka''. Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika malagasy]] kosa dia manoratra hoe ''Evanjely araka an'i Masindahy Marka'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Marka''. Fiteny ihany koa ny hoe ''Vaovao Mahafaly araka an'i Marka'' na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Marka''.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Azo zaraina telo lehibe ny Filazantsaran’i Marka ka ny fizaràna tsirairay dia mbola azo tsinjaraina maro. Mahakasika an’i [[Jesosy]] tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ny fizaràna voalohany, ny fizaràna faharoa dia mikasika ny asa sy tenin’i Jesosy tany ivelan’i Galilea, ary momba ny herinandro farany nandalovan’i Jesosy tao Jerosalema ny fizaràna fahatelo.
 
=== I Jesosy tany Galilea (Mar''.'' 1.1 - 7.23) ===
 
==== Ny fisehoan’i Jesosy voalohany (Mar. 1.1-45) ====
* I [[Joany mpanao batisa|Joana mpanao batisa]] sy ny nanaovany batisa an’i Jesosy (1.1-11)
 
* I Jesosy tany an-tany efitra (1.12-13)
Andalana faha-81:
 
==== Ireo fahagagana nataon’i Jesosy (7.24-8.10) ====
* Ny fanasitranana ny zanakavavin’ilay vehivavy Foenikianafoenikiana (7.24-30)
* Ny nanasitranan’i Jesosy ilay moana marenina (7.31-37)
* Ny nanamaroan’inampitomboan'i Jesosy ny isan'ny mofo ho an’olona efatra arivo (8.1-10)
 
==== Adihevitra tamin’ireo Fariseo (8.1-21) ====
Andalana faha-149:
* Ny teti-dratsy hamonoana an’i Jesosy (14.1-2)
* Ny nanosoran’ilay vehivavy menaka an’i Jesosy tao Betania (14.3-9)
* I [[Jodasy Iskariota|Jodasy]] sy ireo lohan’nylohandohan’ny mpisorona (14.10-11)
* Ny fanomanana ny sakafon’ny [[Paska jiosy|Paska]] (14.12-16)
* Ny nanambaràn’i Jesosy izay  hamadika azy (14.17-21)