Soli Deo gloria: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Nanohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
k Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny andian-[[Fiteny latina|teny latina]] hoe '''''Soli Deo gloria''''', izay adika amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] hoe "'''an'Andriamanitra irery ny voninahitra'''" dia iray amin'ireo ainga fototry ny fivavahana kristiana noraisin'ireo teolojiana protestanta, ka isan'ireo andian-teny latina noraisina ho teny filamatra miisa dimy. Izany dia midika fa Andriamanitra irery ihany no masina, manana ny fomba maha Andriamanitra azy fara tampony. Noho izany, tsy misy ezaka na asan'olombelona afaka hihambo hanana toetra fara tampony sy tsy azo ovana na sahaza ho an'ny olona sy ny zavatra rehetra, isan'izany ny [[teolojia]]. Ankoatra izany, ny fanomezan'Andriamanitra fahalalahana ny olombelona dia mahatonga ny Protestanta hankasitraka ny rafi-piarahamonina mandala ny fahasamihafana sy ny fahalalahana.
Avy ao amin'ny [[Epistily voalohany ho an'i Timoty]] (1Tim. 1.17) sy ny [[Epistily nosoratan'i Joda]] (Joda 1.25) ao amin'ny dikan-teny latinan'ny [[Baiboly]] atao hoe [[Volgata]] (latina: ''Vulgata'') ny andian-teny hoe "Soli Deo gratia".
Tsy tokony hisy ny fanompoam-pivavahana atao amin'olombelona na aiza na aiza, na maty na velona; tsy tokony hisy fanompoam-pivavahana atao
== Jereo koa: ==
|