Volambita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy tsipelina
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-9:
 
=== Volana malagasy amin'ny teny arabo mifanandrify amin'ny Volambita ===
Raha [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro|manara-bolana sy masoandro]] tokoa ny tetiandro malagasy mampiasa ny anaran'[[antokon-kintana]] avy amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia volana tokana na roa mifanarakaraka tsy miova no mifanandrify amin'ny Volambita. Araka ny filazan'ny sasany dia ny volana [[Adimizana]] no mifanandrify amin'ny Volambita. Misy koa anefa ny milaza fa ny volana [[Adalo]] no mifanandrify amin'izany<ref><small>[http://icalendrier.fr/calendriers-saga/calendriers/malgache "Le calendrier malgache"] ''iCalendrier.fr''</small></ref>. Raha [[Tetiandro manara-bolana|manara-bolana]] fotsiny ny tetiandro malagasy mampiasa ny anaram-bolana amin'ny teny arabo dia miovaova ny volana mifandrify amin'ny Volambita fa tsy raikitra ka tsy miverina ny fifanandrifiana raha tsy afaka 33 taona gregoriana.
 
== Fankalazana taom-baovao amin'ny lohataona ==