Fanjakan' i Israely (Samaria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-4:
Ny mpahay tantara dia manome anarana azy hoe "Fanjakan'i Samaria" na "Fanjakana Avaratra" mba tsy hifangaroany amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] ao atsimo na ny Fanjakan'i Israely fony mbola nitambatra. Araka ny [[Baiboly]] dia nandimby ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely mitambatra]] sy ny [[Fanjakan'i Jodà|an'i Jodà]] izy. Atao hoe "Efraima" koa izy indraindray.
 
Maro ireo tari-mpanjaka nifandimby nitondra tao amin'io fanjakana io. I Sikema no renivohiny talohan'ny nisafidianan'i Jeroboama an'i Tirtsa (na Tirza). Taty aoriana dia nanorina ny tanànan'i [[Samaria]] i Omry ka lasa renivohitry ny fanjakana io tanàna io hatramin'ny nanorenana azy ka hatramin'ny [[Fahababoana tany Asiria|namaboan'ny Asiriana]] azy.
 
Tsy tena tsara ny filazan'ny Baiboly ny amin'ity fanjakana ity noho ny vahoaka nonina tao sy ny mpanjakany lazainy fa nanalavitra ny fampianaran'i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) tamin'ny [[Fanompoan-tsampy|fanompoan'izy ireo sampy]]. Lasan'ny Asiriana tamin'ny taona 720 tal. J.K. ny Fanjakan'i Israely.
 
== Fokon'i Israely tao amin'ny Fanajakana Avaratra ==
Ireto ireo [[fokon'i Israely]] folo tao Avaratra izay lazaina koa fa tsy[[Foko hitafolon'i Israely very|tsy popokahitapopoka]] taorian'ny fandravàn'ny Asiriana ny Fanjakan'i Israely:
 
* ny [[fokon'i Robena]],